<-
->

Deo / Dt 2:22 As he did to the children of Esau, which dwelt in Seir, when he destroyed the Horims from before them; and they succeeded them, and dwelt in their stead even unto this day: araka izay nataony koa ho an' ny taranak' i Esao, izay mitoetra any Seira, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany; toy izany no nataon' ny Tompo ho an' ny taranak' i Esao izay monina any Sira, tamin' ny nandringanany ny Horeana, teo anoloany, dia noroahiny ireny, ka izy ireo no nonina nisolo ireny mandrak' androany. comme il avait fait pour les fils d'Ésaü, habitant en Séïr, en exterminant devant eux les Horites, qu' ils dépossédèrent pour s'établir à leur place jusqu'à ce jour.