<-
->

Deo / Dt 2:36 From Aroer, which is by the brink of the river of Arnon, and from the city that is by the river, even unto Gilead, there was not one city too strong for us: the Lord our God delivered all unto us: Hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, dia hatramin' ny tanàna izay ao an-dohasaha ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy afatsika; fa izy rehetra dia natolotr' i Jehovah Andriamanitsika teo anoloantsika. Hatrany Aroera amoron' ny lohasan-driaka Arnòna, sy ny tanàna eo anatin' ny lohasaha, ka hatrany Galaada, dia tsy nisy tanàna sarotra anihina ka tsy afatsika, fa natolotry ny Tompo Andriamanitsika ho antsika daholo. Depuis Aroèr qui est sur le bord de la vallée de l' Arnon, et la ville qui est dans la vallée, jusqu'à Galaad, il n' y eut pas pour nous de ville inaccessible ; Yahvé notre Dieu nous les livra toutes.