<-
->

Deo / Dt 2:4 And command thou the people, saying, Ye are to pass through the coast of your brethren the children of Esau, which dwell in Seir; and they shall be afraid of you: take ye good heed unto yourselves therefore: Ary mandidia ny olona hoe: Hianareo efa handeha hamaky ny tanin' ny taranak' i Esao rahalahinareo, izay monina any Seira; dia hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo, Omeo teny ny vahoaka ataovy hoe: Hamaky ny tanin' ny rahalahinareo hianareo izao, dia ny taranak' i Esao, izay monina any Seira. Hatahotra anareo izy; Et donne cet ordre au peuple : Vous allez passer par le territoire de vos frères, les fils d'Ésaü, qui habitent Séïr. Ils vous craignent et vous serez bien gardés.