<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 20:3 | And shall say unto them, Hear, O |
Mihainoa, ry Isiraely ô, fa efa hanafika ny fahavalonareo ianareo anio; koa aza ketraka ny fonareo ary aza matahotra, na mikorapaka foana, na mangorohoro noho ny tahotra azy; | Mihainoa, ry Israely. Miomàna hanafika ny fahavalonareo hianareo anio ka aza rera-po, aza matahotra, aza mihorohoro ary aza manam-badi-po eo anoloany, | Il leur dira : " Écoute, |