<-
->

Deo / Dt 23:5 Nevertheless the Lord thy God would not hearken unto Balaam; but the Lord thy God turned the curse into a blessing unto thee, because the Lord thy God loved thee. satria tsy nitsena hanina sy rano anareo teny an-dalana izy, raha nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary satria nanamby an' i Balama, zanak' i Beora, avy any Petora any Mesopotamia, hanozona anao izy. Saingy tsy nihaino an' i Balaama Iaveh Andriamanitrao, fa nampody ny fanozonana ho tso-drano ho anao Iaveh Andriamanitrao, noho ny fitiavan' ny Tompo Andriamanitrao anao. parce qu' ils ne sont pas venus à votre rencontre avec le pain et l' eau quand vous étiez en route à la sortie d'Égypte, et parce qu' il a soudoyé Balaam fils de Béor pour te maudire, de Pétor en Aram Naharayim.