<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 25:19 | Therefore it shall be, when the |
Ary rehefa omen' i Jehovah Andriamanitrao fitsaharana amin' ny fahavalonao rehetra manodidina ianao any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao, dia hovonoinao ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eo ambanin' ny lanitra intsony: aza hadinoinao izany. | Ka raha avy izay hanomezan' ny Tompo Andriamanitrao fitsaharana anao, tsy hohelingelenin' ny fahavalonareo rehetra manodidina anao, any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrao anao ho lovanao mba hanananao azy, dia vonoy tsy ho ety ambanin' ny lanitra intsony ny fahatsiarovana an' i Amaleka, aza manadino izany. | Lorsque |