<-
->

Deo / Dt 26:15 Look down from thy holy habitation, from heaven, and bless thy people Israel, and the land which thou hast given us, as thou swarest unto our fathers, a land that floweth with milk and honey. Tsinjovy ao amin' ny fonenanao masina any an-danitra, ka tahio ny Isiraely olonao sy ny tany izay nomenao anay araka izay nianiananao tamin' ny razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely. Tsinjovy eny amin' ny fonenanao masina any an-danitra ka tahio Israely vahoakanao, mbamin' ny tany tondra-dronono sy tantely nomenao anay, araka ny efa nianiananao tamin' ny razanay. De la demeure de ta sainteté, des cieux, regarde et bénis Israël ton peuple, ainsi que la terre que tu nous as donnée comme tu l' avais juré à nos pères, terre qui ruisselle de lait et de miel. "