<-
->

Deo / Dt 27:2 And it shall be on the day when ye shall pass over Jordan unto the land which the Lord thy God giveth thee, that thou shalt set thee up great stones, and plaister them with plaister: Ary amin' ny andro izay hitànareo an' i Jordana ho any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, ka lalory sokay; Rahefa tafita an' i Jordany hianareo, any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrao anao dia manangana vato lehibe ka hosory sokay, Lorsque vous passerez le Jourdain pour vous rendre au pays que Yahvé ton Dieu te donne, tu dresseras de grandes pierres, tu les enduiras de chaux