<-
->

Deo / Dt 27:4 Therefore it shall be when ye be gone over Jordan, that ye shall set up these stones, which I command you this day, in mount Ebal, and thou shalt plaister them with plaister. Ary rehefa tafita an' i Jordana ianareo, dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato ireo, izay nandidiako anareo andro any ka lalory sokay. Any an-tendrombohitra Hebala no hatsanganareo ireo vato nandidiako anareo androany ireo rahefa tafita an' i Jordany hianareo, dia hosoranao sokay izy. Et lorsque vous aurez passé le Jourdain, vous dresserez ces pierres sur le mont Ébal, comme je vous l' ordonne aujourd' hui, et vous les enduirez de chaux.