<-
->

Deo / Dt 29:24 Even all nations shall say, Wherefore hath the Lord done thus unto this land? what meaneth the heat of this great anger? Dia hiteny ny vahoaka ka hanao hoe: Satria izy nahafoy ny faneken' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izay nataony taminy fony Izy nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Noho izy ireo nahafoy ny fanekena tamin' ny Tompo Andriamanitry ny razany, izay nataony tamin' izy ireo, fony izy nampivoaka azy avy tany amin' ny tany Ejipta, Et l' on dira : " Parce qu' ils ont abandonné l' alliance de Yahvé, Dieu de leurs pères, qu' il avait conclue avec eux en les faisant sortir du pays d'Égypte ;