<-
->

Deo / Dt 29:6 Ye have not eaten bread, neither have ye drunk wine or strong drink: that ye might know that I am the Lord your God. Ary nony tonga tamin' ity tany ity ianareo, dia nivoaka Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, hiady amintsika, dia resintsika izy roa lahy. Toy izany no nahatongavanareo teto amin' ity toerana ity. Nivoaka nitsena antsika hiady tamintsika Sehona mpanjakan' i Hesebona, sy Oga mpanjakan' i Basàna, fa resintsika, Puis vous êtes venus en ce lieu. Sihôn, roi de Heshbôn, et Og, roi du Bashân, sont sortis à notre rencontre pour nous combattre, mais nous les avons battus.