<-
->

Deo / Dt 3:12 And this land, which we possessed at that time, from Aroer, which is by the river Arnon, and half mount Gilead, and the cities thereof, gave I unto the Reubenites and to the Gadites. Ary io tany io dia azontsika tamin' izany andro izany; hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, sy ny antsasaky ny tany havoan' i Gileada ary ny tanàna eo dia nomeko ny Robenita sy ny Gadita. Dia azontsika tamin' izay, izany tany izany. Nomeko ny Robenita sy ny Gadita ny hatrany Aroera izay manerinerina amin' ny lohasahan' i Arnona sy ny antsasaky ny tendrombohitr' i Galaada mbamin' ny tanànany. Nous avons alors pris possession de ce pays, à partir d' Aroèr sur le torrent de l' Arnon. Je donnai aux Rubénites et aux Gadites la moitié de la montagne de Galaad, avec ses villes.