<-
->

Deo / Dt 3:18 And I commanded you at that time, saying, The Lord your God hath given you this land to possess it: ye shall pass over armed before your brethren the children of Israel, all that are meet for the war. Ary nandidy anareo tamin' izany andro izany aho ka nanao hoe: Jehovah Andriamanitrareo efa nanome anareo ity tany ity ho lovanareo; andeha mita eo alohan' ny Zanak' Isiraely rahalahinareo ianareo rehetra izay mahery, samy efa voaomana hiady. Nanome didy anareo aho tamin' izany andro izany, nanao hoe: Efa nomen' ny Tompo Andriamanitrareo ho fanananareo ity tany ity, koa hianareo rehetra, rahefa mety ho lehilahy matanjaka dia handeha mitam-piadiana eo alohan' ny rahalahinareo, dia ny zanak' Israely. Je vous donnai alors cet ordre : " Yahvé votre Dieu vous a donné ce pays pour domaine. Armés, vous passerez devant vos frères, les Israélites, tous hommes de guerre ;