<-
->

Deo / Dt 3:20 Until the Lord have given rest unto your brethren, as well as unto you, and until they also possess the land which the Lord your God hath given them beyond Jordan: and then shall ye return every man unto his possession, which I have given you. mandra-panomen' i Jehovah fitsaharana ny rahalahinareo tahaka ny anareo, ka holovany koa ny tany izay nomen' i Jehovah Andriamanitrareo azy any an-dafin' i Jordana; dia hiverina ianareo, samy ho any amin' ny taniny avy, izay nomeko anareo. mandra-panomen' ny Tompo fitsaharana ny rahalahinareo, tahaka ny nataony taminareo koa, ka mahazo ny tany nomen' ny Tompo azy koa izy any an-dafin' i Jordany. Izay vao samy hiverina amin' ny anjara lova nomeko anareo avy hianareo. jusqu'à ce que Yahvé ait donné le repos à vos frères comme à vous-mêmes, et qu' ils possèdent eux aussi les pays que Yahvé votre Dieu leur donne au-delà du Jourdain ; alors vous retournerez chacun dans les domaines que je vous ai donnés. "