<-
->

Deo / Dt 31:10 And Moses commanded them, saying, At the end of every seven years, in the solemnity of the year of release, in the feast of tabernacles, Dia nandidy azy Mosesy ka nanao hoe: Isam-pito taona, dia amin' ny taom-panafahana, amin' ny andro firavoravoana fitoerana amin' ny trano rantsan-kazo, Ary nomeny izao didy izao izy: Aorian' ny isam-pito taona amin' ny fotoan' ny taom-panafahana, amin' ny fetin' ny Tabernakla, Moïse leur donna cet ordre : " Tous les sept ans, temps fixé pour l' année de Remise, lors de la fête des Tentes,