<-
->

Deo / Dt 31:13 And that their children, which have not known any thing, may hear, and learn to fear the Lord your God, as long as ye live in the land whither ye go over Jordan to possess it. Ary ny zanany koa, izay tsy nahalala, dia handre ka hianatra hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrareo amin' ny andro rehetra hiainanareo eo amin' ny tany, izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an' i Jordana ianareo. Ary handre izany ny zanany, izay tsy mahalala, ka hianatra ny hatahotra an' ny Tompo Andriamanitrareo, amin' ny andro rehetra hiainanareo eo amin' ny tany izay efa hankanesanareo hanananareo azy, rahefa tafita an' i Jordany hianareo. Leurs fils, qui ne le savent pas encore, entendront, et apprendront à craindre Yahvé votre Dieu, tous les jours que vous vivrez sur la terre dont vous allez prendre possession en passant le Jourdain. "