<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 31:16 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro fa hodi-mandry any amin' ny razanao ianao; ary hitsangana ity firenena ity ka hijangajanga hanaraka ny andriamani-kafa any amin' ny tany izay efa hidirany honenana, dia hahafoy Ahy izy ka hivadika ny fanekeko izay nataoko taminy. | Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Indro efa ho tafandriana any amin' ny razanao hianao, ary ity vahoaka ity hitsangana hitolo-tena amin' ny andriamani-kafa any amin' ny tany efa hidirany. Handao ahy izy ary hivadika ny fanekena nataoko taminy. |