<-
->

Deo / Dt 31:2 And he said unto them, I am an hundred and twenty years old this day; I can no more go out and come in: also the Lord hath said unto me, Thou shalt not go over this Jordan. ka nanao taminy hoe: Efa roa-polo amby zato taona androany aho ka tsy afa-mivoaka sy miditra intsony, ary Jehovah efa nilaza tamiko hoe: Tsy hita io Jordana io ianao. Efa roapolo amby zato taona androany aho izao, ka tsy afaka mivoaka sy miditra intsony, ary Iaveh efa nilaza tamiko hoe: Tsy hita an' io Jordany io hianao. " J' ai aujourd' hui cent vingt ans. Je ne puis plus agir en chef, et Yahvé m' a dit : Tu ne passeras pas ce Jourdain.