<-
->

Deo / Dt 31:4 And the Lord shall do unto them as he did to Sihon and to Og, kings of the Amorites, and unto the land of them, whom he destroyed. Ary Jehovah hanao amin' ireo tahaka ny nataony tamin' i Sihona sy Oga, mpanjakan' ny Amorita, izay naringany, sy tahaka ny nataony tamin' ny taniny. Toy ny nataon' ny Tompo tamin' i Sehona sy Oga, mpanjakan' ny Amoreana, izay naringany mbamin' ny taniny, no hataony amin' ireo koa. Yahvé les traitera comme il a traité Sihôn et Og, rois amorites, et leur pays : il les a détruits.