<-
->

Deo / Dt 32:14 Butter of kine, and milk of sheep, with fat of lambs, and rams of the breed of Bashan, and goats, with the fat of kidneys of wheat; and thou didst drink the pure blood of the grape. Sy rononomandrin' omby sy rononon' ondry aman' osy Mbamin' ny tavin' ny zanak' ondry Sy ondrilahin' i Basana sy osilahy Ary vary izay vokatra indrindra; Ary nisotro divay mahery avy tamin' ny ran' ny voaloboka ianao. ary ny hero-dronono avy amin' ny ombivavy sy ny rononon' ny ondry, mbamin' ny tavin' ny zanak' ondry, sy ny ondrilahy teraka tany Basana sy ny osilahy, ary ny vary faran' izay tsara indrindra; ary ny ran' ny salohim-boaloboka no nosotroinao dia ny divay mandroatra. le lait caillé des vaches et le lait des brebis avec la graisse des pâturages, les béliers, race du Bashân, et les boucs avec la graisse des grains du froment, et pour boisson le sang de la grappe qui fermente.