<-
->

Deo / Dt 32:32 For their vine is of the vine of Sodom, and of the fields of Gomorrah: their grapes are grapes of gall, their clusters are bitter: Ny tahom-boalobony dia tahom-boalobok' i Sodoma Ary avy ao amin' ny sahan' i Gomora; Ny voalobony dia voaloboka mahafaty, Sady mangidy koa ny sampahony. Ka karazam-boaloboka avy any Sodoma no foto-boalobony, sy avy any amin' ny sahan' i Gomora; voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy. Car leur vigne vient de la vigne de Sodome et des plantations de Gomorrhe : leurs raisins sont raisins vénéneux, leurs grappes sont amères ;