<-
->

Deo / Dt 32:47 For it is not a vain thing for you; because it is your life: and through this thing ye shall prolong your days in the land, whither ye go over Jordan to possess it. Fa tsy zava-poana ho anareo izany, fa izany no fiainanareo; ary izany zavatra izany no hahamaro andro anareo eo amin' ny tany izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an' i Jordana ianareo. Satria tsy zavatra tsy ahoan-tsy ahoana ho anareo izany, fa fiainanareo, ary izany teny izany no hahalava andro anareo, eo amin' ny tany efa ho azonareo amin' ny fitàna an' i Jordany. Ce n' est pas pour vous une vaine parole car elle est votre vie, et c' est par elle que vous vivrez de longs jours sur la terre dont vous allez prendre possession en passant le Jourdain. "