<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 33:17 | His glory is like the firstling of his bullock, and his horns are like the horns of unicorns: with them he shall push the people together to the ends of the earth: and they are the ten thousands of |
Ny voalohan-teraky ny ombiny dia malaza, Tandrok' ombimanga ny tandrony; Izany no hanotoany ny firenena rehetra, Dia ny faran' ny tany; Ireo no alinalin' i Efraima Sy arivoarivon' i Manase. | An' ny ombalahiny voalohan-teraka, azy ny dera, tandrok' ombimanga no tandrony; amin' io no hanotoany ny vahoaka rehetra hatrany amin' ny faravazan-tany. Toy izany ny alinalin' i Efraima, Toy izany ny arivoarivon' i Manase. | Premier-né du taureau, à lui la gloire. Ses cornes sont cornes de buffle dont il frappe les peuples jusqu' aux extrémités de la terre. Telles sont les myriades d' |