<-
->

Deo / Dt 33:24 And of Asher he said, Let Asher be blessed with children; let him be acceptable to his brethren, and let him dip his foot in oil. Ary ny amin' i Asera dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin' ny diloilo. Ny amin' i Asera dia hoy izy: Hotahina eo amin' ny zanak' i Jakoba anie Asera, aoka izy no ho tian' ny rahalahiny indrindra ka hanoboka ny tongony amin' ny diloilo. Il dit sur Asher : Béni soit Asher entre tous les fils ! Qu' il soit privilégié parmi ses frères et qu' il baigne son pied dans l' huile !