<-
->

Deo / Dt 33:29 Happy art thou, O Israel: who is like unto thee, O people saved by the Lord, the shield of thy help, and who is the sword of thy excellency! and thine enemies shall be found liars unto thee; and thou shalt tread upon their high places. Sambatra ianao, ry Isiraely; Iza no tahaka anao, ry olona voavonjin' i Jehovah, Ampingan' ny famonjena anao sy sabatry ny voninahitrao! Hikoy anao ny fahavalonao. Ary ianao handia ny fitoerany avo. Sambatra hianao, ry Israely! Zovy moa no toa anao! Fa hianao dia vahoaka voavonjin' ny Tompo, izay ampingan' ny famonjena anao, sabatry ny voninahitrao. Hihatsaravelatsihy eo anoloanao ny fahavalonao, fa hianao kosa handia ny havoany. Heureux es-tu, ô Israël ! Qui est comme toi, peuple vainqueur ? En Yahvé est le bouclier qui te secourt, l'épée qui te mène au triomphe. Tes ennemis voudront te corrompre, mais toi, tu fouleras leurs dos.