<-
->

Deo / Dt 33:8 And of Levi he said, Let thy Thummim and thy Urim be with thy holy one, whom thou didst prove at Massah, and with whom thou didst strive at the waters of Meribah; Ary ny amin' i Levy dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin' ny olonao masina. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin' ny ranon' i Meriba, Ny amin' i Levi dia hoy izy: Ny Orimanao sy ny Tomimanao dia amin' ny olonao masina, izay nozahanao toetra tao Masa izay nifamalianao tao amin' ny ranon' i Meriba, Il dit sur Lévi : Donne à Lévi tes Urim et tes Tummim à l' homme à qui tu fis grâce, après l' avoir mis à l'épreuve à Massa, t' en être pris à lui aux eaux de Meriba.