<-
->

Deo / Dt 34:5 So Moses the servant of the Lord died there in the land of Moab, according to the word of the Lord. Ary Mosesy, mpanompon' i Jehovah, dia maty teo amin' ny tany Moaba araka ny tenin' i Jehovah. Teo no nahafatesan' i Moizy, mpanompon' ny Tompo, dia teo amin' ny tanin' i Moaba, araka ny didin' ny Tompo. C' est là que mourut Moïse, serviteur de Yahvé, en terre de Moab, selon l' ordre de Yahvé ;