<-
->

Deo / Dt 4:37 And because he loved thy fathers, therefore he chose their seed after them, and brought thee out in his sight with his mighty power out of Egypt; Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany mandimby azy, dia Izy no nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin' ny heriny lehibe, Noho ny fitiavany ny razanao, dia nifidy ny fara mandimby azy ireo izy, ka nampivoaka anao avy tany Ejipta, tamin' ny nitoerany tao aminao sy ny heriny lehibe, Parce qu' il a aimé tes pères et qu' après eux il a élu leur postérité, il t' a fait sortir d'Égypte en manifestant sa présence et sa grande force,