<-
->

Deo / Dt 4:47 And they possessed his land, and the land of Og king of Bashan, two kings of the Amorites, which were on this side Jordan toward the sunrising; ka dia azony ny tanin' i Sihona sy ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, dia ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafy atsinanan' i Jordana, Naka ny tanin' io ho fananany izy ireo mbamin' ny an' i Oga mpanjakan' i Basàna, an-dafin' i Jordany any atsinanana; et s'étaient emparés de son pays, ainsi que du pays d' Og, roi du Bashân, - tous deux rois amorites au-delà du Jourdain à l' orient,