<-
->

Deo / Dt 5:15 And remember that thou wast a servant in the land of Egypt, and that the Lord thy God brought thee out thence through a mighty hand and by a stretched out arm: therefore the Lord thy God commanded thee to keep the sabbath day. Ary tsarovy fa andevo tany amin' ny tany Egypta ianao, ka tanana mahery sy sandry nahinjitra no nitondran' i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro Sabata. Tsarovy fa efa andevo tany amin' ny tany Ejipta hianao, ary tànana mahery sy sandry ahinjitra no nitondran' ny Tompo Andriamanitrao anao nivoaka avy tany: koa izany no nandidian' ny Tompo Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata. Tu te souviendras que tu as été en servitude au pays d'Égypte et que Yahvé ton Dieu t' en a fait sortir d' une main forte et d' un bras étendu ; c' est pourquoi Yahvé ton Dieu t' a commandé de garder le jour du sabbat.