<-
->

Deo / Dt 6:12 Then beware lest thou forget the Lord, which brought thee forth out of the land of Egypt, from the house of bondage. dia mitandrema fandrao hadinoinao Jehovah, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana. ka tandremo fandrao manadino an' ny Tompo izay nampivoaka anao avy tany amin' ny tany Ejipta, tany amin' ny trano fanandevozana. garde-toi d' oublier Yahvé qui t' a fait sortir du pays d'Égypte, de la maison de servitude.