<-
->

Deo / Dt 7:1 When the Lord thy God shall bring thee into the land whither thou goest to possess it, and hath cast out many nations before thee, the Hittites, and the Girgashites, and the Amorites, and the Canaanites, and the Perizzites, and the Hivites, and the Jebusites, seven nations greater and mightier than thou; Rehefa entin' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tafiditra any amin' ny tany izay efa hidiranao holovana, ary firenena maro no voaroakany hiala eo anoloanao, dia ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, dia firenena fito izay lehibe sy mahery noho ianao. Raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo Andriamanitrao anao any amin' ny tany halehanao hakana azy ho fanananao, ary firenena maro no efa voaroakany eo anoloanao, ny Heteana, ny Gergeseana, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Fereseana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, ny firenena fito, maro isa sady mahery noho hianao, Lorsque Yahvé ton Dieu t' aura fait entrer dans le pays dont tu vas prendre possession, des nations nombreuses tomberont devant toi : les Hittites, les Girgashites, les Amorites, les Cananéens, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens, sept nations plus nombreuses et plus puissantes que toi.