<-
->

Deo / Dt 7:18 Thou shalt not be afraid of them: but shalt well remember what the Lord thy God did unto Pharaoh, and unto all Egypt; dia aza matahotra azy ianao; fa tsarovy tsara izay nataon' i Jehovah Andriamanitrao tamin' i Farao sy ny Egyptiana rehetra, dia aza matahotra azy, fa tsarovy ao an-tsainao ny nataon' ny Tompo Andriamanitrao, tamin' i Faraona sy Ejipta rehetra. Ne les crains pas : rappelle-toi donc ce que Yahvé ton Dieu a fait à Pharaon et à toute l'Égypte,