<-
->

Deo / Dt 7:8 But because the Lord loved you, and because he would keep the oath which he had sworn unto your fathers, hath the Lord brought you out with a mighty hand, and redeemed you out of the house of bondmen, from the hand of Pharaoh king of Egypt. fa ny nitiavan' i Jehovah anareo sy ny nitandremany ny fianianana izay efa nianianany tamin' ny razanareo no nitondran' i Jehovah anareo tamin' ny tanana mahery sy nanavotany anao tamin' ny trano nahandevozana dia tamin' ny tànan' i Farao, mpanjakan' i Egypta. fa noho ny fitiavany anareo, sy noho ny fankatoavany ny fianianana nataony tamin' ny razanareo, dia nentin' ny Tompo nivoaka, tamin' ny tànana mahery, sy navotany tamin' ny trano fanandevozana hianareo, dia tamin' ny tànan' i Faraona mpanjakan' i Ejipta. Mais c' est par amour pour vous et pour garder le serment juré à vos pères, que Yahvé vous a fait sortir à main forte et t' a délivré de la maison de servitude, du pouvoir de Pharaon, roi d'Égypte.