<-
->

Deo / Dt 9:12 And the Lord said unto me, Arise, get thee down quickly from hence; for thy people which thou hast brought forth out of Egypt have corrupted themselves; they are quickly turned aside out of the way which I commanded them; they have made them a molten image. Dia hoy Jehovah tamiko: Miaingà, ka midina faingana hiala etý ianao; fa efa nanao ratsy ny olonao izay nentinao nivoaka avy tany Egypta; efa nalaky nivily niala tamin' ny lalana izay efa nasaiko nalehany izy ka nanao sarin-javatra an-idina ho azy. Tamin' izay dia hoy Iaveh tamiko: Mitsangàna ka midìna faingana miala eto, fa nihasimba ny vahoakanao nentinao nivoaka avy tany Ejipta: vetivety foana dia niviliany ny làlana nasaiko nalehan' izy ireo; fa nanao sarin-javatra anidina ho azy izy. Yahvé me dit : " Lève-toi d' ici, descends en toute hâte, car ton peuple s' est perverti, lui que tu as fait sortir d'Égypte. Ils n' ont pas tardé à s'écarter de la voie que je leur avais prescrite : ils se sont fait une idole de métal fondu. "