<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 10:32 | Jesosy namaly azy hoe: Maro ny asa tsara nasehoko taminareo avy tamin' ny Ray; koa ny asa manao ahoana amin' ireny moa no itorahanareo vato Ahy? | fa hoy Jeso tamin' izy ireo: Be ny asa soa nasehoko teo taminareo, avy tamin' ny Ray, ka iza amin' ireny asa ireny no itorahanareo ahy? |