<-
->

Jao / Jo 13:25 He then lying on Jesus' breast saith unto him, Lord, who is it? Ary raha mbola nipetraka tahaka izany izy, dia niraika ho amin' ny tratran' i Jesosy ka nanao taminy hoe: Tompoko, iza moa izany? Dia naraikany tamin' ny tratran' i Jeso ny lohany, ka hoy izy taminy: Iza moa izany, Tompoko? Celui-ci, se penchant alors vers la poitrine de Jésus, lui dit : " Seigneur, qui est-ce ? "