<-
->

Jao / Jo 13:29 For some of them thought, because Judas had the bag, that Jesus had said unto him, Buy those things that we have need of against the feast; or, that he should give something to the poor. Fa nataon' ny sasany fa satria Jodasy no nitondra ny kitapo, no nilazan' i Jesosy taminy hoe: Vidio ny zavatra ilaintsika amin' ny andro firavoravoana, na mba hanome zavatra ho an' ny malahelo. fa noho Jodasy nitahiry ny kitapom-bola, dia nataon' ny sasany fa izao no nolazain' i Jeso taminy: Vidio ny zavatra ilaintsika amin' ny fety, na mba omeo zavatra ny mahantra. Comme Judas tenait la bourse, certains pensaient que Jésus voulait lui dire : " Achète ce dont nous avons besoin pour la fête ", ou qu' il donnât quelque chose aux pauvres.