<-
->

Jao / Jo 13:31 Therefore, when he was gone out, Jesus said, Now is the Son of man glorified, and God is glorified in him. Ary tamin' izay, nony efa nivoaka izy, dia hoy Jesosy: Ankehitriny dia efa ankalazaina ny Zanak' olona; ary Andriamanitra no ankalazaina eo aminy. Nony efa nivoaka izy, dia hoy Jeso: Nomem-boninahitra izao ny Zanak' olona, ary Andriamanitra kosa no nomena voninahitra eo aminy. Quand il fut sorti, Jésus dit : " Maintenant le Fils de l' homme a été glorifié et Dieu a été glorifié en lui.