<-
->

Jao / Jo 13:36 Simon Peter said unto him, Lord, whither goest thou? Jesus answered him, Whither I go, thou canst not follow me now; but thou shalt follow me afterwards. Hoy Simona Petera taminy: Tompoko, hankaiza moa Hianao? Jesosy namaly hoe: Izay alehako, dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay. Hoy Simona Piera taminy: Ho aiza hianao, Tompoko? Dia hoy Jeso: Ankehitriny tsy azonao aleha izay alehako, fa any aoriana mbola hanaraka ahy hianao. Simon-Pierre lui dit : " Seigneur, où vas-tu ? " Jésus lui répondit : " Où je vais, tu ne peux pas me suivre maintenant ; mais tu me suivras plus tard. "