<-
->

Jao / Jo 19:11 Jesus answered, Thou couldest have no power at all against me, except it were given thee from above: therefore he that delivered me unto thee hath the greater sin. Jesosy namaly azy hoe: Hianao tsy manana fahefana amiko akory, raha tsy nomena anao avy any ambony; koa izay nanolotra Ahy taminao no manan-keloka bebe kokoa. Dia hoy Jeso hoe: Tsy hanam-pahefana amiko hianao raha tsy nomena anao avy any ambony izany; koa izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa noho hianao. Jésus lui répondit : " Tu n' aurais aucun pouvoir sur moi, si cela ne t' avait été donné d' en haut ; c' est pourquoi celui qui m' a livré à toi a un plus grand péché. "