<-
->

Jao / Jo 19:28 After this, Jesus knowing that all things were now accomplished, that the scripture might be fulfilled, saith, I thirst. Ary rehefa afaka izany, dia fantatr' i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra tamin' izay, mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: Mangetaheta Aho. Nony afaka izany, dia fantatr' i Jeso fa efa tanteraka ny zavatra rehetra, ka hoy izy mba hahatanteraka ny Soratra Masina: Mangetaheta aho. Après quoi, sachant que désormais tout était achevé pour que l'Écriture fût parfaitement accomplie, Jésus dit : " J' ai soif. "