<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 19:38 | And after this |
Ary rehefa afaka izany, Josefa avy any Arimatia (mpianatr' i Jesosy izy, nefa tamin' ny mangingina ihany noho ny fahatahorany ny Jiosy) dia nangataka tamin' i Pilato, mba hahazoany manaisotra ny fatin' i Jesosy. Ary nanaiky Pilato. Dia lasa izy ka nanaisotra ny fatin' i Jesosy. | Rahefa afaka izany, Josefa avy any Arimatia, izay mpianatr' i Jeso an-tsokosoko noho ny fahatahorany ny Jody dia nangataka tamin' i Pilaty mba haka ny fatin' i Jeso, ka neken' i Pilaty izany. Dia lasa izy naka ny fatin' i Jeso. | Après ces événements, |