<-
->

Jao / Jo 19:4 Pilate therefore went forth again, and saith unto them, Behold, I bring him forth to you, that ye may know that I find no fault in him. Dia nivoaka indray Pilato ka nanao taminy hoe: Indro, izaho mitondra Azy mivoaka ho eto aminareo, mba ho fantatrareo fa tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza. Dia nivoaka indray Pilaty ka nanao tamin' ny Jody hoe: Indro izy entiko manketo aminareo, mba ho fantatrareo fa tsy hitako mihitsy izay helony na dia iray aza. De nouveau, Pilate sortit dehors et leur dit : " Voyez, je vous l' amène dehors, pour que vous sachiez que je ne trouve en lui aucun motif de condamnation. "