<-
->

Jao / Jo 19:41 Now in the place where he was crucified there was a garden; and in the garden a new sepulchre, wherein was never man yet laid. Ary nisy saha teo amin' ilay nanomboana Azy tamin' ny hazo fijaliana; ary teo anatin' ilay saha nisy fasana vaovao, izay tsy mbola nandevenana olona. Nisy saha anankiray kosa tao amin' ilay toerana namantsihana an' i Jeso, ary nisy fasana vaovao tsy mbola nandevenana olona tao anatin' ilay saha. Or il y avait un jardin au lieu où il avait été crucifié, et, dans ce jardin, un tombeau neuf, dans lequel personne n' avait encore été mis.