<-
->

Jao / Jo 19:5 Then came Jesus forth, wearing the crown of thorns, and the purple robe. And Pilate saith unto them, Behold the man! Ary nivoaka Jesosy misatroka tsilo sy mitafy ny lamba volomparasy. Dia hoy Pilato tamin' ny vahoaka: Indro ny Lehilahy! Tamin' izay nivoaka Jeso misatroka fehiloha tsilo sy mitafy kapaoty jaky, ka hoy Pilaty tamin' ny Jody: Indro ny Lehilahy. Jésus sortit donc dehors, portant la couronne d'épines et le manteau de pourpre ; et Pilate leur dit : " Voici l' homme ! "