<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 20:17 | Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin' ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin' ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin' ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin' Andriamanitro sy Andriamanitrareo. | Aza mikasika ahy, hoy Jeso taminy, fa mbola tsy niakatra tany amin' ny ray aho, fa mandehana mankany amin' ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin' ny Raiko sy ny rainareo aho, ary any amin' Andriamanitro sy Andriamanitrareo. |