<-
->

Jao / Jo 20:24 But Thomas, one of the twelve, called Didymus, was not with them when Jesus came. Fa Tomasy, anankiray tamin' ny roa ambin' ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy. Fa Tomà ilay atao hoe Didimo, anankiray tamin' ny roa ambin' ny folo lahy kosa, tsy mba tao amin' izy ireo tamin' ny nahatongavan' i Jeso. Or Thomas, l' un des Douze, appelé Didyme, n'était pas avec eux, lorsque vint Jésus.