<-
->

Jao / Jo 20:30 And many other signs truly did Jesus in the presence of his disciples, which are not written in this book: Ary nisy famantarana maro hafa koa nataon' i Jesosy teo imason' ny mpianatra, izay tsy voasoratra amin' ity boky ity; Maro koa ny fahagagana hafa nataon' i Jeso teo imason' ny mpianany no tsy voasoratra amin' ity boky ity. Jésus a fait sous les yeux de ses disciples encore beaucoup d' autres signes, qui ne sont pas écrits dans ce livre.