<-
->

Jao / Jo 3:22 After these things came Jesus and his disciples into the land of Judaea; and there he tarried with them, and baptized. Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin' ny tany Jodia Jesosy sy ny mpianany; ary niara-nitoetra taminy tao Izy sady nanao batisa. Taorian' izany, dia nankany amin' ny tany Jodea Jeso sy ny mpianany, ary niara-nitoetra tamin' izy ireo tany, sady nanao batemy ny olona. Après cela, Jésus vint avec ses disciples au pays de Judée et il y séjourna avec eux, et il baptisait.